Amapá
Apparence
0°02′20″N 51°03′59″W / 0.038890°N 51.066390°W
I Amapá dia faritany mizaka-tena ao Brazila. Ny renivohiny dia Macapá. Ny velarantanin'ilay faritany dia 142 814,585 kilometatra toradroa ary ny isam-poniny dia 684 301.
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]Amapá, Calçoene, Cutias, Ferreira Gomes, 'Macapá, Itaubal, Laranjal do Jari, Mazagão, Oiapoque, Porto Grande, Pedra Branca do Amapari, Pracuúba, Santana, Serra do Navio, Tartarugalzinho sy Vitória do Jari
Renirano sy Ony
[hanova | hanova ny fango]Amapá dia mipetraka ao Amazôna, Rio Jari sy Oiapoque (renirano)
Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Amapá |